Tetikasa

Toerana fifantenan-damba TARATRA

Ny ivo fifantenan-damba friperie TARATRA dia niforona ny tapaky ny volana aprily ary mbola 15 ny olona noraisina izay mponina teto an-tanànan'i Fianarantsoa Madagasikara

Sampan'asa fanamboarana fiarakodia sy ara-mekanika SOATAO

Ny sampan'asa fanamboara fiara sy ireo ara-mekanika SOATAO dia nanomboka ireo tena anjara asany tamin'ny taona 2009, tamin'ny alalan'ny fandraisana sy ny fanokafana indray ny toeram-pamokarana fiarakodia Malagasy KARENJY...

Vokatra

Fiarakodia Karenjy

Ireo fitaovana madinika sy kojakoja mekanika dia vita ary nafarana avy any amin'ny Renault. Ny fanamboarana ny vatan'ny fiara kosa dia vita eto an-toerana ihany amin'ny alalan'ny "matériaux composites" vita lasitra, teknôlôjia mampifangaro fanamaivanana, fahatanjahana ary mora amboarina

Fripery

Miezaka assure la commercialisation de nos produits de friperie. Elle s'occupe également de la partie technique de logistique d'approvisionnement, transit et dédouanement...