Ireo fiarakodia KARENJY
Ireo fitaovana madinika sy kojakoja mekanika dia vita ary nafarana avy any amin'ny orinasa Renault. Ny fanamboarana ny vatan'ny fiara kosa dia vita eto an-toerana ihany amin'ny alalan'ny "matériaux composites" vita lasitra, teknolojia mampifangaro fanamaivanana, fahatanjahana ary mora amboarana.
Modely fototra : Fiara vaovao/ Manara-penitra, kojakoja (piesy) vaovao, fikirakirana sy fanamboarana, fanaraha-maso ny kalitao/ fetram-piantohana herintaona ho an'ny simba sy ny fanamboarana/ Ny kojakoja madinika dia hita manerana ny nosy.
- Modely LANJA : afaka anaovana kômandy
Motera | Renault Express 1108 cc – 47 ch 6 CV administratifs |
Vitesy |
4 Vitesses+R |
Vata ivelany | Stratifiée polyester Fibre de verre |
Solika | Essence - 50 litres |
Kodiarana | 13 pouces – 155/80 |
- Modely MAZANA II : hivoaka tsy ho ela
Motera | DV6CM - Peugeot Citroën |
Vitesy | 5 Vitesses+R |
Vata ivelany |
Stratifiée polyester Fibre de verre |
Solika | Gasoil - 60 litres |
Kodiarana | 215/75R15 |
Raha mila fanazavana bebe kokoa, antsoy ny 034 75 510 11 - 034 75 510 02 na mandefasa mailaka amin'ny adresy : [email protected] - [email protected]
Fiarakodia natao ho an'i Gasikara !