Ny toeram-pivarotanay
- Le RELAIS BOTIKA Antarandolo, eo ampitan'ny tobin-tsolika GALANA.
Fifandraisana : 00 261 0(34) 75 510 10 - 020 75 503 47
Ahitantsika ireo vokatra vokarin'ny orinasa Le Realis rehetra
Misokatra ny : Talata ka hatramin'ny Asabotsy
maraina amin'ny 08ora ka hatramin'ny12ora30
hariva amin'ny 2ora ka hatramin'ny 5ora30
Zahao ireo zavatra vokarinay
Ireo fitafiana vaovao
Ireo kojakoja isan-karazany : cocotte ho an'ny micro onde, fitaratra ampiasaina amin'ny trano fidiovana, sô vita amin'ny lamba, sns ...
Zaitra famoronana Gash'mlay
Ny tetik'asa Gash'mlay dia afaka mandray kômandy ireo asa zaitra rehetra, manjaitra sy mamorona piesy tokana ary afaka manjaitra kômandy mitovy maro.
Raha hanao kômandy dia antsoy ny laharana: 034 75 510 03 – Tompon'andraikitry ny tetik'asa
na ny : 034 75510 10 – 75 503 47 – Relais Botika
Hitantsika ao amin'ny orinasam-panamboarana Karenjy izay misy ny orinasa Le Relais Madagasikara avokoa ireo vokatra vokarin'ny Gash'mlay. Afaka idirana raha hanao kômandy na hividy ireo vokatra (jereo ny fifandraisana etsy ambony)
Ireo kômandy amin'ny refy ilanao azy
- Lamba ilaina ao an-tokantrano
- Zaitra famoronana vita amin'ny lasoa
- Fanamiana amin'ny asa
- Jiro ...
Collection/famoronana tokana/fanodinana
- Collection Catie : Robe 3 en 1
- Collection 2010 : Bemiray
- Collection 2011 : Cravate
- Collection 2012 : Foulard
- Collection 2013 : Soatafy
Fiaraha-miasa miaraka amin'ny ZAZABRACADABRA
ZAZABRACADABRA dia miombon-kevitra aminn'y soatoavin'ny firaisan-kinan'i Relais Madagasikara ary mahatoky ireo mpanjaitra ny tetik'asa Gash'mlay hanamboatra ireo "doudous" an-jaza manaraka ny fenitry ny CE ay ireo vokatra vita amin'ny lamba.
Ny voalohan'ny taona 2015 no eritreretana hamokarana ireto vokatra mahafinaritra ireto.
Tranokala ny ZAZABRACADABRA (mbola eo an-dalam-panamboarana) : http://hacenehebbar.wix.com/zazabracadabra