Amin' io birao fikarohan' ny tetik' asa SOATAO io dia maniry ny mba hamorona loham- pahaizana marina eto amin' ny renivohitr' i Fianarantsoa

Ny Soatao dia manampikasana ny hametraka 

Ny birao fikarohana dia efa andalam- pamaliana an' ireo fangatahana maro ny amin' ny famoronana machine na piesy izay ao anaty faritra mekanika sy elektrika. Ny ingeniora dia mamorona ireo akora izay ny cahier des charges dia iarahana mametraka, izany dia voninahitrin' ny logiciels de dessin sy calcul iatrhan' ny solo- saina ary koa ireo fitaovam- pikarohana rehetra izay mifandraika amin' izany.

 

 

Raha mila fanampim- panazavana na raha te- hahazo devis dia antsoy ny laharana : 00261(0)347551014

na koa manorata amin' ny adiresy[email protected]